Teny iditra | 1 akifikifika |
Fototeny | 2 kifikifika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Tsikirity iray lohasaha seva iray hadivory mitoe-bahiny handalo ka manaratsy ny mponina maneva ka mba hevao mandritaka ka mba ritiho satria mandady hajaina mitambotsotra asondrotra potraka omen-tehina solafaka omen-kiraro fa manao tahom-boanjo ka ny nahitana indray no akifikifika [2.131] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny akifikifika io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |