Teny iditra akimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akombona ny hodimaso mba tsy hahita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be closed, to be shut tight (of the eyes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay ( Yeux ) A fermer [1.3]
 Qu'on ferme (se dit des yeux) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akimpy, akimpiko, akimpinao, akimpiny, akimpintsika, akimpinay, akimpinareo, akimpin', akimpin-, akimpim-
Ny lasa : nakimpy, nakimpiko, nakimpinao, nakimpiny, nakimpintsika, nakimpinay, nakimpinareo, nakimpin', nakimpin-, nakimpim-
Ny hoavy : hakimpy, hakimpiko, hakimpinao, hakimpiny, hakimpintsika, hakimpinay, hakimpinareo, hakimpin', hakimpin-, hakimpim-
Filaza mandidy : akimpio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27