|
|
|
|

Teny iditra1  akimpy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Akombona ny hodimaso mba tsy hahita
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be closed, to be shut tight (of the eyes)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#331] ( Yeux ) A fermer
6  [1.8] qu'on ferme (se dit des yeux)
Fototeny  7  kimpy
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  akimpy, kimpay, mipaky, mipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21