|
|
|
|

Teny iditra 1  akipaka
Fototeny  2 kipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
9 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao
10 Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
11 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby
12 Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements: Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~ Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba) [1.3#333]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akipaka, 15 kapaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21