Teny iditra | akipakipaka (kipakipaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny: Nakipakipaky ny tompontrano ry Rakoto mianakavy fa tsy nahaloa hofan-trano, hono [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on chasse, qu’on repousse [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/05 |