|
|
|
|

Teny iditra 1  akiraviravy
Fototeny  2 kiraviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à suspendre [1.3#335]
Ohatra  10  Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza [2.436#22]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19