|
|
|
|

Teny iditra1  akoatra
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny frantsay  3  comme : Hivalozako aminao dia akoatra an'izao (J'ai à te demander pardon pour la raison suivante) ~ Anao natiliko tan-drano lalina iñy veloña akoatra an'io ? (Toi que j'ai précipité dans cette eau profonde, est-ce possible que tu sois ainsi vivant ?) [Tanala] [1.6]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpampiankin-teny rehetra

Fivaditsoratra  6  akoatra, atakaro, atoraka, atrakao, atraoka, karatoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11