|
|
|
|

Teny iditra1  akobaka
Fototeny  2  kobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika
5  Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on agite [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  akobaka, kaboaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19