|
|
|
|

Teny iditra 1  akobona
Fototeny  2 kobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Avec quoi on couvre, on cache: Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) [1.3#345]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 abonoka, 12 akobano, akobona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21