|
|
|
|

Teny iditra 1  akodingy
Fototeny  2 kodingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay
9 Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19