|
|
|
|

Teny iditra 1  akofoka
Fototeny  2 kofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana
9 Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina
10 Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21