Teny iditra akorandendy (korandendy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asafotofoto tsy misy filaminana: Nahoana re no nakorandendy toy izao ny entana ato an-trano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akorandendy, akorandendiko, akorandendinao, akorandendiny, akorandendintsika, akorandendinay, akorandendinareo, akorandendin', akorandendin-, akorandendim-
Ny lasa : nakorandendy, nakorandendiko, nakorandendinao, nakorandendiny, nakorandendintsika, nakorandendinay, nakorandendinareo, nakorandendin', nakorandendin-, nakorandendim-
Ny hoavy : hakorandendy, hakorandendiko, hakorandendinao, hakorandendiny, hakorandendintsika, hakorandendinay, hakorandendinareo, hakorandendin', hakorandendin-, hakorandendim-
Filaza mandidy : akorandendeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05