Teny iditra | 1 akore |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
manao ahoana, manahoana 4 [1.78] [Tandroy] ahoana?: Akore nahareo añe ?-Soa avao, |
Tovy hevitra | 5 manakory |
Fivaditsoratra | 6 akore, erako, koera, Korea, raoke, roake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |