|
|
|
|

Teny iditra 1  akorintsana
Fototeny  2 korintsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsiketsika mba hanenoan' ireo voan-javatra ao anatiny na ireo zavatra eny an-tanana: Akorintsany ireo fanalahidy maro eny an-tanany rehefa mandalo izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19