| Teny iditra | 1 akorododo |
| Fototeny | 2 korododo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao izay handehanany haingana, roahina haingana: Akorododoy ireo akoho ireo fa homana ny vary mihahy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|