|
|
|
|

Teny iditra 1  akorotsaka
Fototeny  2 korotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1]
Ohatra  9  Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19