|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akotso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] tanjomiolaka, fefiloha

Teny iditra (2/2)4  akotso
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza).
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] the border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue.
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
Mpanahaka  12  akotsobe, akotsodimy, akotsofohy, akotsotenona, akotsotokana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  akotso, atsoko, kotsao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31