|
|
|
|

Teny iditra1  akoty
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: zaitra
Fanazavàna teny malagasy  4  karazan-damba naiditry ny Arabo. Nanaovana ny anaran-damba atao hoe akotifahana [1.10]5  Jereo akotifahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the name of a kind of cloth imported by the Arabs. [Ar. al-ketten, or al-qotn.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  coutil, tissus en soie du pays avec dessins [1.3]
Tovy hevitra  8  akotifahana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  akoty, atoky, otaky, taoky, toaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31