Teny iditra akovavy (kovavy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena toetra vavivavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akovavy, akovaviko, akovavinao, akovaviny, akovavintsika, akovavinay, akovavinareo, akovavin', akovavin-, akovavim-
Ny lasa : nakovavy, nakovaviko, nakovavinao, nakovaviny, nakovavintsika, nakovavinay, nakovavinareo, nakovavin', nakovavin-, nakovavim-
Ny hoavy : hakovavy, hakovaviko, hakovavinao, hakovaviny, hakovavintsika, hakovavinay, hakovavinareo, hakovavin', hakovavin-, hakovavim-
Filaza mandidy : akovavio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05