Teny iditra | 1 ala an-tsakasaka |
Singan-teny | 2 ala, sakasaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] ala mitomandavrina manaraka renirano na lohasaha mando |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] forêt galerie, forêt humide des rivières, forêt hydrophile |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |