|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alafy (lafy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)8  alafy
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  11  Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [Sakalava] [1.196]
[Tankarana]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  afaly, alafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21