|
|
|
|

Teny iditra 1  alalaka
Fototeny  2 lalaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manalalaka, manalehibe: Tapa-damba somizo alalaka ny tanan' akanjoko [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19