Teny iditra | 1 ala mazaotra |
Singan-teny | 2 ala, mazaotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ala manifinify fa efa nakana hazo maromaro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de mazaotra = dégarni, éclairci) forêt des hautes cimes où le jour pénètre facilement, forêt dégarnie, sénescente, qui se dégrade. |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |