|
|
|
|

Teny iditra 1  alamoka
Fototeny  2 lamoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandamoka na mahatonga ho tofoka, boboka: Tsy tia mofo intsony io zaza io fa mofo folo no nalamo-jokiny azy [1.1]

Fivaditsoratra  9 alakamo, alamoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19