Teny iditra | 1 Alananindro |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.508] Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. 4 [2.508] Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. 5 [2.508] Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. 6 [2.508] Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. |
Fivaditsoratra | 7 Alananindro, nandalorany, nandilorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |