Teny iditra | alanto (lanto) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |