Teny iditra ala olana
Singan-teny ala ; olana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Famahana tady mifadiditra
Fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472]
2Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27]
Tovy hevitra ala rohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21