|
|
|
|

Teny iditra 1  alaro
Fototeny  2 laro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? -- Koa inona fa tsy lavenona r' ilay Koto! [1.1]

Fivaditsoratra  alaro, 9 laroa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19