|
|
|
|

Teny iditra 1  alasitra
Fototeny  2 lasitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandasitra, izany hoe manongo mafy maharary: Hoho maranitra no nalasiny ny sandriko ka votsotra mihitsy ny sandriko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on presse fortement [1.3]

Fivaditsoratra  alasitra, 10 asilatra, 11 salaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19