|
|
|
|

Teny iditra 1  alatsaka
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
9 Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo
10 Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?
11 Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered [1.2]
13 to be cast down; to be enrolled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe alatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19