|
|
|
|

Teny iditra 1  alavo
Fototeny  2 lavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera amin' ny tany, apotraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be thrown down [1.2]
10 to be thrown down, to be felled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) [1.8]
Ohatra  12  alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#]
13  alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#]
14  ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#]

Fivaditsoratra  alavo, 15 alova, 16 valao, 17 voala, voalà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15