Teny iditra ala vonkina
Singan-teny ala ; vonkina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanamparana ny fo, ny hatezerana amin' ny hafa, amin' ny naman' ilay namely ny tena noho ny tsy nahazoana namely azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mikely aina. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10