| Teny iditra | 1 aleha |
| Fototeny | 2 leha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
9 andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1] |
| Ohatra |
10 Ny sisiny hatrany no aleha.
[2.117#]
11 Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4#] 12 Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369#] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe aleha |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 ahela, aleha, 16 Elaha, 17 haela |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|