|
|
|
|

Teny iditra 1  alelalela
Fototeny  2 lelalela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo
9 Asaina na avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19