|
|
|
|

Teny iditra 1  alentika
Fototeny  2 lentika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
9 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sunk, to be submerged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [1.8]
Ohatra  12  Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#]
13  Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19