|
|
|
|

Teny iditra 1  aleo
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  6 preferred, preferable. [See leo.] [1.2]
7 it is better that... [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 il vaut mieux, il est préférable [1.3, 1.8]
Ohatra  9  aleo ho lavitra azy aho! [2.270#85]
10  Marina ny azy : aleo mody! [2.528#109]
11  aleo ihany anefa manamboatra. [2.445#80]
12  Fantatra fa misy zavatra tsy teliny mihitsy, ka ho aleony maty toa izay hanaiky izany [2.298#116]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe aleo
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aelo, aleo, 16 aloe, 17 aole, 18 elao

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17