Teny iditra | aletra (letra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra? Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers) [1.3] | ||||||||
Ohatra | Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aletra, elatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |