|
|
|
|

Teny iditra 1  alevina
Fototeny  2 levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
9 Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be buried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on enterre [1.8]
Ohatra  12  Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#]
13  Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe alevina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  alevina, 16 avelany, 17 ivelana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21