Teny iditra alevy (levy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mandevy, ampangotrahina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alevy, aleviko, alevinao, aleviny, alevintsika, alevinay, alevinareo, alevin', alevin-, alevim-
Ny lasa : nalevy, naleviko, nalevinao, naleviny, nalevintsika, nalevinay, nalevinareo, nalevin', nalevin-, nalevim-
Ny hoavy : halevy, haleviko, halevinao, haleviny, halevintsika, halevinay, halevinareo, halevin', halevin-, halevim-
Filaza mandidy : aleveo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20