Teny iditra | aloalom-poly (aloalo, foly) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo fatotra anasarahana ny ira hotenomina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [foly, a hank.] A tie used in separating the hanks of yarn. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |