|
|
|
|

Teny iditra 1  alofana
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8]
Ohatra  11  Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117#]

Fivaditsoratra  12 ala fano, alofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19