|
|
|
|

Teny iditra 1  amakiana
Fototeny  2 vaky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#802]
Ohatra  8  Ny faharoa kosa mampitoka-monina ny olona, mampahaleo tena azy, mampivelatra ny sain' ny tsirairay, ary indrindra ny haisoratra dia manala ny olona eo amin'ny hita maso ka mitondra azy, fara fahakeliny, mandritra ny fotoana amakiana ilay boky, any amin' ny toerana tsy hita mampanembona. [2.606#]

Fivaditsoratra  9 amaikana, amakiana, 10 maka aina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26