|
|
|
|

Teny iditra1  amandotra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  4  anaram-bibilava mpihinana voalavo [Betsimisaraka] [1.78]
5  anaram-bibilava toa menarana [Tanala] [1.78]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny amandotra io

Fivaditsoratra  7  amandotra, andramato, mandoatra, mandraota, mandroata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31