Teny iditra amandrenin > amandreny (amana, reny)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  ray aman-dreny [3.1]
Ohatra 
1Mahatoky ny ray aman-dreniny. [2.356]
2Dia nisaotra ny ray amandren'ny Mpanjaka. [2.59]
3Ary inona moa no manakana anareo tsy hamangy ny ray aman-dreninareo? [2.528]
4Koa tsy misorona amy nareo izahay hoy izy, fa ray amandreny hianareo, ka mila fanampiana izahay. [2.59]
Haiendriteny 
Tsotra : amandreny, aman-dreny, amandreniko, aman-dreniko, amandreninao, aman-dreninao, amandreniny, aman-dreniny, amandrenintsika, aman-drenintsika, amandreninay, aman-dreninay, amandreninareo, aman-dreninareo, amandrenin', aman-drenin', amandrenin-, aman-drenin-, amandrenim-, aman-drenim-

Fivaditsoratra