|
|
|
|

Teny iditra1  amatorana (fatotra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436#]
4  Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny amatorana io

Fivaditsoratra  10  amatorana, manaratoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20