|
|
|
|

Teny iditra 1  ambakaina
Fototeny  2 amb
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo
9 Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated. [1.2]
11 to be cheated, to be deluded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on trompe, qu'on dupe [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ambakaina, 14 iambakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21