|
|
|
|

Teny iditra 1  ambalambalaina
Fototeny  2 ambalambala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra tsy lazaina mazava fa fonomponosina: Nambalambalainy ilay izy ka tsy azoko mazava [1.1]

Fivaditsoratra  ambalambalaina, 9 iambalambalana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19