Teny iditra | ambanitafo | |
Singan-teny | ambany ; tafo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rihana farany ambony mitohoka amin'ny tafo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Comble [1.13] | |
Fivaditsoratra | ambanitafo, mifañotaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |