Teny iditra |
ambaraka
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | Hatramin' ny, mandraka; (Ny mpampiankina ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin' ny matoanteny manomboka amin' ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Until, till. This word is much used with the verbal nouns in f, the weak syllable -ka dropping out, and the f changing to p, as ambarapandehako, from ambaraka and fandeha. Ambaratonga, a ladder, is also derived from the same. [1.2]
|
Ohatra | tefy vilany: anisan' ny taozavatra malagasy mbola an-joanina sy antoanina ambaraka ankehitriny, ary tsy ny lehilahy ihany fa ny vehivavy koa no mirotsaka amin' ny tefy vilany mahomby tokoa.
[2.436]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|