Teny iditra | 1 Ambararata |
Singan-teny | 2 bararata |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
4 Rehefa nandositra namonjy ny ainy ny Mpanjaka Tsiomeko, ary nenjehin'ny Tafika merina avy tato aoriana, dia nijanona kely tao ambararata aloha vao niondrana nankany Nosy Komba. [2.508#] |
Voambolana |
5 Haitoetany: tanàna |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |